|
|
|
|

Teny iditra1  nifinakanga
Singan-teny  2 nify, 3 akanga
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazan-javamaniry mandady (Commelyna madagascariensis) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 small herbs. Commelyna madagascariensis, Clarke, and another species of commelyna. Same as marozandry. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 (« dent de pintade », de nify : dent, et akanga : pintade). Commelina madagascarica C.B. Clarke (Commelinaceae).
8 Nom et identité déjà notés par Malzac.
9 Liquide exprimé des tiges et feuilles en lotions dans l'acnée juvénile.
10 L'activité semble due aux protéines et à de légères propriétés antibiotiques.
11 La décoction administrée en boisson est réputée béchique.
12 La plante fraîche utilisée comme fourrage est bien acceptée des animaux et accroît la production lactée chez les vaches. [Merina, Betsileo] [1.196]
Ohatra  13  nifinakanga an-tanety aho; [2.69]
14  Ny fify dia takolaka, na endri-javatra jerena mihorirana, ary raha tazanina tokoa ny zava-maniry atao hoe "nifinakanga" dia mampahatsiahy ny lohan' akanga jerena mihorirana. [2.285]
Voambolana  15  Haizavamaniry: ahitra
Tsipelina hafa  16 fifinakanga
Tovy hevitra  17 marozandry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17