|
|
|
|

Teny iditra1  nikaragoanina
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny firenena tompontany any amin' ny tanin' ny
4 Nikaragoa (Amerika afovoany):
5 Miteny espaniola ny Nikaragoanina
6 Ny volamena no harena nikaragoanina voalohany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17