|
|
|
|

Teny iditra1  noely
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fety kristianina fahatsiarovana ny nahaterahan' i Kristy izay ankalazaina amin' ny 25 Desambra
4 Krismasy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 christmas. Comp. krismasy. [1.2]
6 Christmas [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 Noël [1.8]
Voambolana  8  Fivavahana
Tovy hevitra  9 krismasy
Mpanahaka  10  paka

Fivaditsoratra  11 lenoy, noely

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12