|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 nofinofy |
| Fototeny | 2 nofy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Eritreritra miriorio tsy marim-pototra: Ny nofinofin' ny poety
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 [duplicatif diminutif]
[1.3#455] |
| Ohatra |
6 Notsorony fa toa mbola nivelona tao amin' ny nofinofy ihany ny Malagasy.
[2.356#114]
7 Ho nofinofy toy ny angano ataoko aminy ny fari-piainany miendrika olombelona tokony hananany. [2.470] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|