|
|
|
|

Teny iditra1  nofon-tany
Singan-teny  2 nofo, 3 tany
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ny hatevin' ny tany azo asaina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 the good topsoil [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 le bon sol en surface [1.8]
8 sol [1.13]
Ohatra  9  Ho fenoina nofontany sy bozaka ary zezika ireo aloha. [2.332#]
Voambolana  10  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11