|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 nongo |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny enti-milaza rehefa mety ho molo-javatra mivohitra ka mivoaka any ivelany
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 4 nongo |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Vilany tanimanga misy faritra boribory manodidina ny vavany toy ny voalaza etsy ambony, ary kely vava fa be kibo, fahandroana laoka na haninkotrana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a particular kind of pot used for cooking laoka. [swa. Nyungu.]
[1.2] |
| Kamban-teny rehetra | 8 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|