|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 nongonongona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tany na zavatra navosa; tany na baingan-tany atao avoavo toa dongona kely hambolem-boangahazo
[1.1] 4 dongon-tany na havoana iva hita amin'ny tany sedimantera [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 butte
[1.13] |
| Voambolana | 6 Haibolantany |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 8 ngonongonona, nongonongona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|