|
|
|
|

Teny iditra1  norvezianina
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Norvezy
4 Momba an' i Norvezy, an' i Norvezy na avy any Norvezy:
5 Anisan' ny nitory ny filazantsara teto ny misionera norvezianina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 Norwegian [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 norvégien, norvégienne [3.1]
Voambolana  8  Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  9  norvezy, 10  norvezy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17