Entry | 1 ny ela mahareroy |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 ela, mahareroy |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1#183] ny fitoerana amin' ny toerana iray ela be na ny fiasana amin' ny zavatra iray maharitra dia mahatonga tsy hahomby intsony (mampifankazatra fatiatra ny ela niarahana ka mahatonga tsy hifanaja fa mifanao "re roy") |
Examples |
5 [2.245#] Fa ny ela, mahareroy. |
Analogs | 6 nyelamaharayroa |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |