| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 Ny Ohabolan' ny Ntaolo | 
| Singan-teny | 2ohatra, 3volana, 4ntaolo | 
| Sokajin-teny | 5 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
6 nangonin' i W. Cousins sy Parrett ary navoakany tamin' ny taona 1885. Misy ohabolana 3.818 ao, voalohatra araka ny abidia fotsiny ary tsy misy dikan-teny [2.299#7] | 
| Voambolana | 7 Haisoratra | 
| Mpanoratra | 
8Parett J 9Cousins William Edward  | 
| Mpanonta printy | 
10 London Missionary Society. 1885.  | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 | 
 |