|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  O  ~  o    
Sokajin-teny  2  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3 Tarehintsoratra fahefatra ambin'ny folo ary zanasoratra fahefatra amin'ny
4 abidy malagasy.
5 Ny zanatsoratra O dia mety hanana tonom-peo "ao" amin'ireto toe-javatra
6 telo ireto ka amin'ireo roa farany dia asiana satrony (ô)
7 ny fanoratana azy:
8 a) amin'ny teny avy amin'ny fiteny vahiny: radio, sosisy;
9 b) amin'ny teny fitenim-paritra sasantsasany: ny vôla (tsimihety);
10 d) amin'ilay tenim-piontanana merina "ô": Tompo ô! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 the fourteenth letter of the Malagasy alphabet. In accented syllables it has the sound of o in move, but a somewhat lighter sound in unaccented syllables. In the interjection "o" (used as a sign of the vocative case) and in some of the provinces it has the same sound as a single o in English. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12 Quatorzième lettre et quatrième voyelle
13 de l'alphabet malgache [1.3]
Mpanahaka  14  abidy
Teny nalaina  15  Soratra misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  16  Ny abidia
Lahatsoratra  17 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 

Teny iditra (2/4)18  ô
Sokajin-teny  19  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  20 Fanao eo aorian' ny anaran' olona antsoina ka italahoana, na anaran-javatra heverina ho toy ny olona ka itenenana:
21 Tompo ô, mihanta aminao izahay! / Ry tanindrazanay malala ô [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 used in addressing people, as : Rakoto ô!
23 oh, Rakoto! [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  24 (vocative) [1.8]
Ohatra  25  Rafotsy ô ! miantso andRampananambonitany, efa lehibe isika [2.48]

Teny iditra (3/4)26  -o
Sokajin-teny  27  mpisolo anarana [Fitanisana]
Mpanahaka  28  ko
Tsanganana sy sary iray takila  29  Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (4/4)30  O    
Sokajin-teny  31  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  32 Ôksizenina.
33 Singa mietona, fahavalo amin'ny
34 fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  35 Oxygen. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  36 Oxygène. [3.1]
Voambolana  37  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  38  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20