|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 oa |
| Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny enti-mamaly antso tsy dia manaja loatra:
4 Ry Koto a! -- Oa! [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a word used in answer to a call. [comp. swa. Ewa.]
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|