|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  oaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 tahaka, ohatry [Bezanozano] [1.78]

Teny iditra (2/2)4  oaka
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Hazo vahiny lehibe izay mety hahatratra roapolo ka hatramin' ny efapolo metatra, fanaovana varavarana, fanaka, ngorodona, noho ny hamafisany; ny voany dia atao hoe voan' oaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 the oak tree [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 chêne [1.3]
9 (de l'anglais oak) Nom des chênes introduits et cultivés. Le mot a d'abord été employé dans les textes religieux avant l'introduction de ces arbres. L'espèce introduite dont la croissance est la plus remarquable est d'origine nord-américaine. C'est Quercus palustris Münchh. (Fagaceae), dont il existe de magnifiques specimens à Tsimbazaza. Les chênes européens : Quercus pedunculata Ehrh et Quercus robur L., se sont beaucoup moins bien adaptés. Le chêne-liège qui n'a jamais été importé à Madagascar à notre connaissance, est pourtant connu de réputation et appelé oaka fanana-bosoa (« chêne à faire des bouchons »). [1.196]
Ohatra  10  oaka avy any Basana no nanaovany fivoy ho anao; [2.996]
Voambolana  11  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  13 akao, 14 akoa, 15 aoka, oaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09