|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 Obadia |
| Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly) |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Obadia, Abdiasa: boky iray ao amin' ny Baiboly
[2.996] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 Obadiah: one of the books of the Bible
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Abdias: un des livres de la Bible
[2.996] |
| Ohatra |
6 Ny bokin' i obadia dia filaharana fahefatra amin' ny bokin' ny mpaminany izay nangonina tokony ho tamin' ny siekla faha-3 B.C.
[1.38]
|
| Voambolana | 7 Soratra Masina |
| Tsipelina hafa | 8 abdiasa, abdiasa |
| Lahatsoratra | 9 Randzavola: Obadia ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (2/2) | 10 Obadia |
| Sokajin-teny | 11 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 Obadiah
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 Obadya
[2.996] |
| Voambolana | 14 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 15 abediasa, abediasa, abediasa |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 16 Toko sy andininy momba Obadia |
| Lahatsoratra | 17 Randzavola: Obadia ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 18 Abioda, Obadia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|