|
|
|
|

Teny iditra1  Ohabolana Tantsiraka
Singan-teny  2 ohatra, 3 volana, 4 tantsiraka
Sokajin-teny  5  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  6 navoakan' i Philippe Rakotoson tamin' ny taona 1962.
7 Misy ohabolana Antandroy 111, ohabolana Antanosy 198, ohabolana Bara 20, ohabolana Mahafaly 64, ohabolana Sakalava 36, ohabolana Tsimihety 358, ohabolana Antaisaka 16.
8 Voalahatra araka ny abidia ny ohabolana isam-poko, voazava ny teny aman-kevitra mety tsy ho azo.
9 Ary amin' ny fizahan-takila, dia voatoro ny ohabolana isam-poko mifandray hevitra.
10 Ankoatran' izany, dia mbola voatsimpona indray ny teny tsirairay hita amin' ireo ohabolana rehetra ao ka voatondro ny takila sy ny ohabolana misy azy. [2.299#11]
Mpanoratra  11 Rakotoson Philippe

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17