Entry | 1 Ohabolana vaovao |
Elementary words | 2 ohatra, 3 volana, 4 vaovao |
Part of speech | 5 name (book title) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
6 navoakan-dRatsimbazafy Louis tamin' ny taona 1948. Misy 2.300 no tafavoakany, milahatra araka ny abidia; saingy vita ny M, dia tsy nitohy intsony... Be ohabolana mbola tsy navoakan' ny teo aloha ny azy: fa ain' ny fiteny tokoa ny ohabolana, ka samy mamorona vaovao lava ny taranaka mifandimby. [2.299#9] |
Author |
7 Ratsimbazafy Louis |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |