|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  oho
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3 for akoho, a fowl [Provincial] [1.2#157]
Voambolana  4  Haibiby: vorona
Kamban-teny rehetra  5 fandatsaka oho

Teny iditra (2/3)6  oho
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 tranombitsika [Taisaka] [1.78]
9 Karazam-botry manao ny tranony eny amin' ny hazo [Sakalava] [1.1]
Voambolana  10  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (3/3)11  oho
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny anglisy  13 a tail. See rambo [Provincial] [1.2]
Tsipelina hafa  14 ohy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09