|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  olana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Randrana, fifadidirana: Tsy haiko vahana io olana io fa mifadiditra aoha izany
4 Fanodinan-javatra miankavia ny ilany, miankavanana ny ilany: Tsy laitra olana ity lamba ity fa henjana
5 Fisaritahana, fisafotofotoan-javatra: Misy olana saro-bahana amin' io raharaha io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 twisting [1.2]
7 a twisting; a strand in a rope; a problem [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 entortillement; toron dans une corde; problème, difficulté [1.8]
Ohatra  9  Tsy nisy olana tao, fa avy hatrany dia roso indray ny dia, olona roa lahy tompon-tany ihany koa no nitarika. [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  27  Fikambanana 13 amin' io teny io
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)29  olana
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny frantsay  31 (sens général : tordu, ramifié ; allusion au rhizome charnu qu'on recherche activement) Vigna capensis (E. Mey.) Walp. (Fabaceae).
32 D'après Descheemaeker, le rhizome, assez gros, est quelquefois enterré à 1 m de profondeur, souvent plus superficiel dans les rocailles.
33 On le coupe en rondelles, consommées après cuisson comme aliment de disette.
34 Mais en temps normal, ces rondelles sont données crues aux animaux ; spécialement aux porcs et aux boeufs de fosse qu'on veut engraisser. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  35  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  37 alòna, alona, 38 lañoa, 39 laona, 40 loana, olana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27