|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 oly |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza ny volo tsy ngita nefa tsy tsotra fa miolikolika, misy mivalombalona.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 curled. Used in speaking of curly hair, but not ngita
[1.2] 5 curly (of the hair); cf. ngita [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 frisé, ondulé (se dit des cheveux); cf. ngita
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 12 olioly |
| Kamban-teny rehetra | 13 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 ilo, 15 lio, 16 loy, oly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|