|
|
|
|

Teny iditra1  omaly
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Anarana entina hilazana ny andro nialoha ny androany: Ny omaly no zokin' ny anio
4 Ny lasa: Sarotra hadinoina ny omaly
5 Milaza fotoan' andro nialoha ny androany: Tonga omaly i dadatoa. (Amin' ity hevitra ity, dia "rahomaly" no nampiasaina taloha: tonga rahomaly i dadatoa) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 yesterday. [mal. Kulmarin.] [1.2]
7 yesterday [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 hier [1.3, 1.8]
Voambolana  9  Fotoana
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 alimo, 13 Lò-amy, 14 lomay, 15 mailo, 16 maoly, 17 mialo, 18 milao, 19 miola, 20 molay, omaly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17