|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ombalahy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 lahin' omby; iantsoana koa ny olo-mahery sy malaza
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a bull. A corruption of ombilahy. See ombe, omby
[1.2] 5 a bull [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 taureau
[1.3, 2.415, 1.8] 7 boeuf mâle [1.3] |
| Ohatra |
8 Atahorany fatratra ity mpampiasa azy toa ombalahy vositra ity.
[2.470]
9 Tsy nampiady ombalahy Andrianampoinimerina. [2.48] |
| Voambolana | 10 Haibiby: mampinono |
| Mpanahaka | 11 ombymanga, 12 omby, 13 ombilahy, 14 rana, 15 vantotrombivavy |
| Kamban-teny rehetra | 16 Fikambanana 19 amin' io teny io |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 18 ombalahy |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 homme célèbre, guerrier distingué
[1.3] 21 se disait des hommes de guerre et des gens illustres [2.415] |
| Fivaditsoratra | 22 ambiloha, ombalahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|