|
|
|
|

Teny iditra1  ombeo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 masomboly: Hajareo soa ro aba ny ombeo fange mañonitsa amin' ona sy avy ny erika (Ampirimo na tehirizo tsara ranona ny masomboly fandrao mangataka aman'olona raha tonga ny orana) [Betsileo] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  4 Graines (surtout de maïs) conservées pour la semence. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  5  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17