|
|
|
|

Teny iditra 1  ombieny
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  ombieny ny hazo kininina malama vatana ny lava ravina toy ny any amintsika. [2.356#64]
4  Ary ombieny, faranany amin' ny "Amena" ny vavaka ataony, raha izany no atao hoe "vavaka". [2.470#160]
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26