|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ombilahindrano
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  biby goavambe toy ny ombilahindrano, sy vorona vaventy toy ny epiorinisy no nonina tamin' ireny ala ireny. [2.113#]
Voambolana  4  Haibiby: mampinono

Teny iditra (2/2)5  ombilahindrano
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny frantsay  7 Dombeya sp. (Malvaceae) ; plusieurs dombeya sont appelés ombilahiala. L'espèce qui nous occupe est distinguée parce qu'on la trouve surtout au bord des eaux. [Betsimisaraka Atsimo, Taisaka] [1.196]
Voambolana  8  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13