|
|
|
|

Teny iditra1  ombivavy
Singan-teny  2 omby, 3 vavy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny frantsay  5 vache [1.13]
Ohatra  6  Tazaniny eny ilay ombivavy tokana azy mianakavy. [2.470]
7  Ahitana tombon-tsoa ny fiompiana ombivavy be ronono. [2.117]
Haiendriteny 
8  Tsotra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11