|
|
|
|

Teny iditra1  ondam-body
Singan-teny  2 ondana, 3 vody
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 akalam-bory, seza bory: Laha mijaka ñy momba anahy sy anao io ondam-body nipetrahantsiana io dia asa mandy (raha niteny ny momba ahy sy anao io akalam-bory nitoerantsika io dia asa fotsiny) [Tanala] [1.78]
6 ondan-tseza fipetrahana [1.1]
[ondambody] 7 Ondana atao hipetrahan' ny olona nasaina [Taimoro] [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12