|
|
|
|

Teny iditra1  ondrikely malahelo
Singan-teny  2 ondry, 3 kely, 4 malahelo
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 ondrikely sady kamboty no mahia novonoina raha nanao fianianana: nozonina sy notsitsihina teo ilay ondrikely ary nangatahina tamin' Andriamanitra mba hianjera amin' izay mivadika amin' ny fianianana ireo ozona ireo [1.1]
Tovy hevitra  7 ondrikely kamboty

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12