|
|
|
|

Teny iditra1  ondrindrano
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anarana omena ny angidina eo amin' ny fiofoany faharoa rehefa avy miala amin' ny maha-tsindretra azy, izay fiofoany voalohany raha vao mivoaka ny atody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a water-insect, which is the larva of a species of dragon-fly. [1.2]
Ohatra  5  tsy patsa tsy ondrindrano
ngosoany manetsihetsy
[2.131]
Voambolana  6  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Mpanahaka  7  angidina
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02