|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  onga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fotsimbary voatoto lasa vovoka fanao koba [Tsimihety] [1.1]

Teny iditra (2/4)4  onga
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 tatamo [Sakalava] [1.1]
Voambolana  7  Haizavamaniry: voninkazo

Teny iditra (3/4)8  onga
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 fiakarana [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (4/4)11  onga
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 fikosohana amin'ny tanana [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  14 ango, 15 gano, 16 gona, onga

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19