|
|
|
|

Teny iditra1  ongonongona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tany navosa ho avoavo, dongondongona, zavatra mivohibohitra; fampitandremana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a landmark made by piling up clods
5 fig. previous notice, forewarning; caution. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  14 ongonongon-tany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09