|
|
|
|

Teny iditra1  organina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fitambaran-tsela mitovy izay miforona ho taova ao anatin' ny tenan' ny olombelona na ny biby, ary na dia ny zavamaniry ana, izay manatontosa asa iray: Ny vavony no organa misahana ny fandevonan-kanina ~ Ny voany no organa fampitomboana ny zavamaniry [1.1]
Voambolana  4  Haiaina
Tsipelina hafa  5 orgàna

Fivaditsoratra  6 angarino, 7 angarony, 8 angoriña, 9 aringano, organina, 10 rangoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02