|
|
|
|

Teny iditra1  orohana
Fototeny  2 oroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 ametrahana ny molotra, sy ny orona ho mari-pitiavana na fanajana: Norohany ny zanany talohan' ny hisarahany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be kissed by touching noses, to be smelled by putting the nose to anything. [1.2]
6 to be kissed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on embrasse, qu'on baise [1.3]
8 qu'on embrasse [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 ahorona, 15 anoharo, orohana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02