|
|
|
|

Entry1  osa tanana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza ireo izay tsy mba kinga na haingana rehefa manao zavatra, raharaha, fa miadaha sy milamina aoka izany
Explanations in French  4  [1.3] qui travaille lentement avec ses mains
Elementary words  5  osa, tanana

Updated on 2024/12/07