|
|
|
|

Teny iditra1  osika
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  Ka mandritra ny telo na efatra andro ijanonan' ny faty ao an-tanàna, indrindra amin' ny alina, dia manjaka ny tabataba, ny osika, ny dihy, ny tsikirepoka. [2.436#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :

Fivaditsoratra  6 akiso, 7 isoka, 8 kaosy, 9 kiosa, 10 kisoa, osika, 11 saoky, 12 sioka, 13 soaky, 14 sokay, 15 sokia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19