|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 ovaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fo na vololon-javamaniry sasantsasany toy ny satrana, kindro, rofia..., izay azo hanina atao laoka
[Tsimihety]
[1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 4 ovaka |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Hoditra manify miendaka; tsongo mafy mahatonga ny hoditra hiendaka.
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 19 tevik' ovaka |
| Teny iditra (3/3) | 20 ovaka |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 variance
[1.13] |
| Voambolana | 23 Matematika: antontan'isa |
| Kamban-teny rehetra | 24 ovaka sy fihatahana lohany |
| Fivaditsoratra | 25 akavo, 26 avoka, avokà, ovaka, 27 vakoa, 28 vaoka, 29 voaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|