|
|
|
|

Entry1  oviana
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  Entina manontany ny fotoana efa lasa nanaovana asa iray na nitrangan-javatra: Oviana no naka fanadinana ny zokinao? ~ Oviana no nahazo fahaleovantena i Madagasikara? [1.1]
Explanations in English  4  when? (of past time) [1.7]
Explanations in French  5  interrogatif, quand? (temps passé) [1.8]
Examples  6  Tiaza izany toerana niarahako taminy izany, ary oviana teo amin' ny fiainako no nitrangan' ny tantara? [2.5]
Derivatives 
Adverbs :
All compound words  9  3 combinations of this word

Anagrams  10 anaovy, 11 anavio, 12 anivao, 13 anovay, 14 aviona, 15 avoany, 16 iovana, 17 oviana, 18 voaina

Updated on 2025/10/08