|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ovimanga |
| Singan-teny | 2 ovy, 3 manga |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 (de ovy: tubercule; et manga ici dans le sens de beau). Ipomoea batatas (Lam.) Poir. (Convolvulaceae). Nom ancien de la patate douce. On dit plutôt aujourd'hui voamanga.
[Betsimisaraka, Betsileo]
[1.196] |
| Ohatra |
6 ary ovimanga no tokony ho anaran' ny vomanga, satria ny ovy tanty no nisy taloha- ka tonga itony ovy koa;
[1.437#]
7 Ny vehivavy nanonofy nihady ovimanga vokatra sy voatavo maintso maro dia fambara hono fa hanan-janaka izy. [1.353#] |
| Voambolana | 8 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 10 mivangoa, ovimanga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|