|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 P ~ p
![]() |
| Sokajin-teny | 2 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tarehintsoratra fahadimy ambin'ny folo ary renisoratra
4 fahiraika ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy. 5 Amin'ny fanakambanan-teny, ny f miova ho p: 6 sarotra fantarina = saro-pantarina. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 La quinzième lettre et onzième consonne de
8 l'alphabet malgache. [1.3] |
| Mpanahaka | 9 abidy |
| Kamban-teny rehetra | 10 singa laharana P |
| Tsanganana sy sary iray takila |
11 Ny abidia |
| Lahatsoratra | 12 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 13 P
![]() |
| Sokajin-teny | 14 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 Fôsfôrô.
16 Singa mivaingana, faha-15 amin'ny 17 fisokajiana miherina. [3.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
18 Phosphorus.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 Phosphore.
[3.1] |
| Voambolana | 20 Simia |
| Tsanganana sy sary iray takila |
21 Fisokajiana miherina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|