|
|
|
|

Teny iditra1  pahina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy mahita afatsy ny akaiky, fohy maso
4 Olona tsy mahita izay tadiaviny, tsy mahita ny ambany maso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 dim (of the eyes) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 Qui a la vue courte, faible ; myope ; qui ne sait pas trouver ce qu’il cherche. [1.3#475]
7 dont la vue est faible (se dit des yeux) [1.8]
Ohatra  8  Ny maso pahina, ny sofina lalodalovana, dia mamadi-dresaka lava izao! [2.528#]
9  Efa pahina ny mason-dRazanahary fa efa antitra loatra ka nanontany hoe : « Iza moa izany fa tsy mahita ny masoko? [1.436#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  16  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19