Entry (1/2) | 1 paingotra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Vy marani-doha mitovitovy halehibe sy halava amin' ny tsilon-draiketa ary misy motiny kely ny vodiny, atao fanakambanana taratasy, fitanana akanjo na fametahana sary amin' ny rindrina |
Explanations in English |
4 [1.7] a pin |
Explanations in French |
5 [1.3#476, 1.8] épingle |
Examples |
6 [2.472] Tsy nisy nilana azy tsy akory ireny paingotra ireny fa dia natao teny ohatra ny haingo fotsiny.
7 [2.472] Tsy nisy nilana azy tsy akory ireny paingotra ireny fa dia natao teny ohatra ny haingo fotsiny. |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Entry (2/2) | 23 paingotra |
Part of speech | 24 noun |
Explanations in English |
25 [1.7] an informer |
Explanations in French |
26 [1.8] mouchard |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |