| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 Palestina | 
| Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
3 Palestine [3.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
4 Palestine [3.1] | 
| Ohatra | 
5 Tsara foana ny mandinika raha tena misy ilana azy marina ny tafika, na dia mibaribary aza fa tsy azo ialana izy ho an' ny firenena toa ny Repoblika demokratikan' i Kongo na i palestina, noho izy ireo samy miatrika loza mananontanona tsy mitovy nefa iaraha-mahita.
[4.27#] 
 | 
| Voambolana | 6 Haitoetany: firenena, foko | 
| Lahatsoratra | 7Randzavola: Palestina ao amin' ny Baiboly | 
| Fivaditsoratra | 8 Palestina, 9 tsipelana | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |