|
|
|
|

Teny iditra1  palitao
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Akanjo ambonin-dehilahy midina hatreo amin' ny fitombenana, misy paosy ivelany, ary mivady amin' ny pataloa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a jacket, a suit coat [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 paletot [1.8]
6 veste [1.13]
Ohatra  7  misatroka volotsangana sady manao palitao fotsy sy pataloha mainty, [2.324]
Voambolana  8  Toe-karena: zaitra
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  palitao, 10 Paloita, 11 pataoly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09