|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  panamà
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anaran-tsatroka vita amin' ny ahitra henjankenjana ka fisaka mafimafy ny sofiny sy ny tampony [1.1]
Voambolana  4  Toe-karena: zaitra
Kamban-teny rehetra  5 satroka panama

Teny iditra (2/2)6  PANAMA    
Sokajin-teny  7  anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  8 PArti NAtionaliste MAlgache [3.1]
Voambolana  9  Fikambanana

Fivaditsoratra  10 ampana, 11 pamana, panamà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09