|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 paosy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fomban' akanjo toy ny lasaka kely mizaitra ety ivelany ka fasiana zavajavatra madinika isan-karazany: Ny dakano misy ambadika;ny loka no misy an-koatra; ny akanjo no soa misy paosy, ... fa ratsy koa raha ratsy raha mba mivadika ny marina (Anganon' ny ntaolo)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a pocket
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 poche
[1.3, 1.8] |
| Voambolana | 6 Toe-karena: zaitra |
| Kamban-teny rehetra | 7 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 8 apiso, 9 aposy, 10 paiso, Paiso, paosy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|