|
|
|
|

Teny iditra1  papango tanana
Singan-teny  2 papango, 3 tanana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilazana ny olona faingan-tanana izay maka zavatr' olona amim-pahakingana mba hangalariny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 qui a les griffes d'une papangue; voleur [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12