|
|
|
|

Teny iditra1  pararatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny fifantsitsiran' ny rano amin' ny siny loaka na ny fianjeran' ny voan-javatra madinika raraka avy ao amin' ny harona na kitapo itoerany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 dripping, dropping through [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 Chute, jaillissement de l’eau, des grains à travers un trou, à travers des fentes [1.3#478]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19