|
|
|
|

Teny iditra1  pataloha
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [pataloa] 3 Akanjo ambany fitondran' ny lehilahy, mandrakotra ny tongotra roa tsirairay avy, hatreo amin' ny valahana, ary mivady amin' ny palitao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 trousers [1.2, 1.7]
5 See saroaly [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 pantalon [1.3, 1.8, 1.5]
Ohatra  7  Hay tsy pataloha iray iny anaovany iny, fa pataloha roa nataony mifanosona [2.4]
8  pataloha roa aman' olona sy satroka penjy iray avy koa, no nomeny azy mirahalahy sy azy mianadahy avy. [2.470]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
Sampanteny 
Anarana :
Voambolana  11  Toe-karena: zaitra
Tsipelina hafa  12 pataloa
Kamban-teny rehetra  13 vavam-pataloha

Fivaditsoratra  14 holapata, pataloha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09