|
|
|
|

Teny iditra1  patrakala
Singan-teny  2 patraka, 3 ala
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Vongan-drano vaventy izay mitete avy amin' ny ravinkazo any anaty hazo rehefa avy ny orana, ka mipoapoaka (mipatrapatraka) noho ny hamafisan' ny fianjerany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [Ala, a forest.] dripping rain from trees [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [patrak' ala] 7 grosses gouttes qui tombent des feuilles; grosses gouttes de pluie [1.3#481]
Ohatra  8  ny zavozavo sy erika zary patrakala vaventy soa miara-mandina, ratsy miarabasoka; [2.587#]
9  Nefa izao dia mamanala izato alina mavany , Erika sy patrakala no nanondraka ny tany; [1.247#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12