|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  patsa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazan' orana madinika kely ary fihinana: Misy patsa mena sy patsa fotsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 shrimps [1.2]
Voambolana  5  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Mpanahaka  6  patsanorana
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 9 amin' io teny io
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)9  patsa
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 Entina milaza ny zazavavy madinika sy kely reny [1.1]
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  patsa, 13 tsapa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09