|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 patsoky |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 sisa mangahazo nandrahoina lava ka alona an-drano
[Taifasy]
4 sisa tsy many tamin'ny sambaiky ka tehirizina anaty rano [1.78] |
| Voambolana | 5 Toe-karena: hanina |
| Fivaditsoratra | 6 kopitsa, patsoky, 7 pitsoka, 8 potsika, 9 tsapoky, 10 tsipoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|